TwitterFacebook

Archives journalières:

Minisiteran’ny Fahasalamana: Hopitaly lehibe 10 sy toeram-pitsaboana 90 no hatsangana

Foto-drafitrasa lehibe 100 no hapetraky ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ity taona 2017 ity. Hopitalim-panjakana ny 10 amin’izany _Ho fararanon’asa ity taona 2017 ity. Izany no fanamarihana voaray avy amin’Andriamanarivo Mamy Lalatiana, minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, tamin’ny faran’ny herinandro teo, raha nitatitra ireo bainga kasaina havadika amin’ity taona vaovao ity izy. Tahaka ny tamin’ny herin-taona dia voalaza fa…

Lire la suite

TOETRY NY ANDRO: Orana tsy voajanahary no nisantatra ny taona

Tontosa tamin’ny alahady teo ny hetsika fandatsahana orana nataon’ireo teknisianina misahana ny toetry ny andro eny Ampandrianomby. Omaly ihany dia nody ventiny ny rano nantsakaina satria, nilatsaka ny orana noforonina voalohany tamin’ity taona 2017 ity. Ny tsy fahampian-tosik’ireo raho-mainty hamorona hamandoana ho tonga orana, hoy Randrianarison Rivo, lehiben’ny sampandraharaha misahana ny famantarana ny mety ho…

Lire la suite

Ho taonan’ny fahombiazana

Arahabaina nahatratra ny taona vaovao ! Izany no feo heno isaky ny làlana amin’izao taona vaovao izao. Any an-tsaina any kosa anefa ny tsirairay, samy manotany tena ihany hoe “raha vaovao ny taona moa izany dia maninona?” Mety tsy dia hampiova inona tokoa ho an’ny tsy manana tanjona, saingy taona hanaovana dingana vaovao indray ho…

Lire la suite

Actualité

Électricité: La fin du délestage passera par l’énergie solaire

20 Jan 2017

Électricité: La fin du délestage passera par l’énergie solaire

Le Président de la République et le vice-président de la Banque mondiale en charge de…

EAU: Ikopa prend de la hauteur

20 Jan 2017

EAU: Ikopa prend de la hauteur

Opération réussie pour la Jirama et le ministère de l’Eau, de l’assainissement et de l’hygiène.…

DÉVELOPPEMENT RURAL: 16.000 foyers adoptent l’approche Seikatsu Kaizen

20 Jan 2017

DÉVELOPPEMENT RURAL: 16.000 foyers adoptent l’approche Seikatsu Kaizen

De plus en plus d’intéressés. Si en 2007, seuls 61 ménages de Bongolava ont adopté…

JIRAMA: Des limogeages en série

20 Jan 2017

JIRAMA: Des limogeages en série

Tard dans la soirée, hier, l’on a appris des restructurations d’envergure au niveau de la…