TwitterFacebook

Categorie: BESO FISAKA

Teren-ko masaka

Aely ny resaka ankehitriny fa ny lanitra mihitsy no efa tsy manaiky izao fitondrana izao. Asa aloha marivo salosana loatra ve izay mampiely izany feo izany sa fitia mba te handranitra? Any Eoropa mantsy amin’izao andro izao dia mamely mafy ny hatsiaka, hatsiaka izay mbola tsy fahita hoy ireo manam-pahaizana. Efa mahatratra an-jatony ankehitriny ireo…

Lire la suite

Aoka izay ny fifanomezan-tsiny

Mimenomenona toy ny saka noana ny sasany amin’izao fotoanan’ny krizin-drano izao. Saingy tena famahana ny olana ve ny fimenomenonana toy izany ? Ny ohatra entin-dry zareo Eoropeana no tokony halain-tahaka amin’izao vanim-potoana sarotra izao. Mamely mafy tokoa mantsy ny hatsiaka any Eoropa any amin’izao fotoana izao, saingy tsy ny fimenomenonana no henonao eran’ny tambajotra sosialy…

Lire la suite

Tsy alohalika intsony ny ranom-bary

Manakoako eran-tany ankehitriny ny fivadibadiky ny toetry ny andro. Eto Madagasikara moa dia efa mibaribary toy ny tafika andrefan-tanàna izy ity. Tondra-drano ankehitriny ny faritra atsimon’ny Nosy, raha toa kosa ka ifampitadiavana izay hatsakana rano eto Antananarivo. Ny mahavelom-bolo kosa dia, efa miha tonga saina amin’izany ny rehetra ankehitriny. Samy efa manomboka miketriketrika ny atidoha…

Lire la suite

Actualité

Électricité: La fin du délestage passera par l’énergie solaire

20 Jan 2017

Électricité: La fin du délestage passera par l’énergie solaire

Le Président de la République et le vice-président de la Banque mondiale en charge de…

EAU: Ikopa prend de la hauteur

20 Jan 2017

EAU: Ikopa prend de la hauteur

Opération réussie pour la Jirama et le ministère de l’Eau, de l’assainissement et de l’hygiène.…

DÉVELOPPEMENT RURAL: 16.000 foyers adoptent l’approche Seikatsu Kaizen

20 Jan 2017

DÉVELOPPEMENT RURAL: 16.000 foyers adoptent l’approche Seikatsu Kaizen

De plus en plus d’intéressés. Si en 2007, seuls 61 ménages de Bongolava ont adopté…

JIRAMA: Des limogeages en série

20 Jan 2017

JIRAMA: Des limogeages en série

Tard dans la soirée, hier, l’on a appris des restructurations d’envergure au niveau de la…