TwitterFacebook

Categorie: Fiainam-pirenena

Vangaindrano: Raikitra ny fandrobana, mirehitra ny tanàna

Nafana ny toe-draharaha tany Vangaindrano, omaly. Norobain’ny mponina ny tanàna rehefa nandà ny hanaovana fitsaram-bahoaka ireo tovolahy telo nahiana ho namono tovovavy 19 taona ny mpitandro ny filaminana _Mihoa-pefy tanteraka ny mponina sasany ao Vangaindrano. Trano am-polony no kilan’ny afo ao Lopary, kaominina iray ao an-toerana, ary maro ihany koa ireo fivarotana voaroba nanomboka omaly…

Lire la suite

Fikambanana Mampiely baiboly: Hamoaka baiboly amin’ny finday handoavam-bola

Hiezaka hifehy ny fivoaran’ny teknolojia izahay. Izany no ambetin-tenin’ny mpitandrina Rakotoarivony Hubert, mpiandraikitra eo anivon’ny Fikambanana Mampiely baiboly eto Madagasikara, omaly. Ny resa-be mahakasika ny firohotan’ireo mpino mankany amin’ny fivoaran’ny teknolojia vaovao no voalaza fa antony hanaovana izany ka hisy ny baiboly handoavam-bola fitahiry anaty finday. “Marihina anefa fa tsy natao hanoherana ny fanapahan-kevitry ny…

Lire la suite

Antanimbarinandriana: Naaton’ny Kaominina ny fananganana trano famakiam-boky

Nofaritan’ny Kaominina Antananarivo renivohitra ho tsy nanara-dalàna ny fanorenana trano famakiam-bokin’ny EPP Antanimbarinandriana, omaly. Naato avy hatrany noho izany ny asa fananganana _Nanao bemidina teny Antanimbarinan-driana ny Kaominina, omaly. Nanome baiko ny hampiatoana ny asa fanorenana ny trano famakiam-bokin’ny EPP teny an-toerana Ravalomanana Lalao, ben’ny tanàna, noho ny tsy fahitany ny fahazoan-dàlana. “Sokajianay ho tsy…

Lire la suite

Actualité

Électricité: La fin du délestage passera par l’énergie solaire

20 Jan 2017

Électricité: La fin du délestage passera par l’énergie solaire

Le Président de la République et le vice-président de la Banque mondiale en charge de…

EAU: Ikopa prend de la hauteur

20 Jan 2017

EAU: Ikopa prend de la hauteur

Opération réussie pour la Jirama et le ministère de l’Eau, de l’assainissement et de l’hygiène.…

DÉVELOPPEMENT RURAL: 16.000 foyers adoptent l’approche Seikatsu Kaizen

20 Jan 2017

DÉVELOPPEMENT RURAL: 16.000 foyers adoptent l’approche Seikatsu Kaizen

De plus en plus d’intéressés. Si en 2007, seuls 61 ménages de Bongolava ont adopté…

JIRAMA: Des limogeages en série

20 Jan 2017

JIRAMA: Des limogeages en série

Tard dans la soirée, hier, l’on a appris des restructurations d’envergure au niveau de la…