TwitterFacebook

Categorie: PEJY MALAGASY

Tsy afa-miala amin’ny finoana ny fitantanana ny firenena

Mifaningotra ny raharaham-pirenena sy ny finoana misy eo aminy. Maro karazana anefa ny hiantefan’ny finoan’ireo Malagasy ka tombony ho an’ny firenena izany raha mahafehy izany ireo voakasika, hoy ireo mpitantana fiangonana _ “Anatin’ny kolontsain’ ny firenena malagasy ny fandalàna ny finoana”, hoy Yamaté Robert, masoivoho amerikanina, afak’omaly teny Tanjombato, raha nanokatra ny adihevitra mahakasika ny…

Lire la suite

Raharaha 7 febroary: Mitaky ny hampiharana ny didim-pitsarana ny AV 7

Mbola manohy ny tolona ireo niharam-boina sy ny havan’ireo maty vokatry raharaha 7 febroary 2009. Namoaka fanambarana omaly ny fikambanana AV7 izay ivondronan’ireo rehetra voakasik’iny raharaha iny ny amin’ny tokony hanatanterahana ny didim-pitsarana (ndlr : arrêt n°297 de août 2010) izay manameloka ireo izay nahavanon-doza sy nanatanteraka iny vono olona mahatsiravina iny. Ankoatra ny fanagadrana…

Lire la suite

Rano anaty tavoahangy: Diso fanantenana ireo mpivarotra mpanararaotra

Nifandroritana ny fividianana rano anaty tavoahangy plastika teny an-tsena sy teny amin’ireo tranombarotra lehibe tato ho ato. Nanararaotra izany ny sasany tamin’ireo mpivarotra ka nampiakatra ny vidin’izany hatrany amin’ny 100%. Fantatra mantsy fa raha manodidina ny 1.200 ariary ny singany iray amin’ny andro mahazatra dia, nahatratra 2.500 ariary izany. Ary teny amin’ny tsena sasany aza…

Lire la suite

Actualité

Électricité: La fin du délestage passera par l’énergie solaire

20 Jan 2017

Électricité: La fin du délestage passera par l’énergie solaire

Le Président de la République et le vice-président de la Banque mondiale en charge de…

EAU: Ikopa prend de la hauteur

20 Jan 2017

EAU: Ikopa prend de la hauteur

Opération réussie pour la Jirama et le ministère de l’Eau, de l’assainissement et de l’hygiène.…

DÉVELOPPEMENT RURAL: 16.000 foyers adoptent l’approche Seikatsu Kaizen

20 Jan 2017

DÉVELOPPEMENT RURAL: 16.000 foyers adoptent l’approche Seikatsu Kaizen

De plus en plus d’intéressés. Si en 2007, seuls 61 ménages de Bongolava ont adopté…

JIRAMA: Des limogeages en série

20 Jan 2017

JIRAMA: Des limogeages en série

Tard dans la soirée, hier, l’on a appris des restructurations d’envergure au niveau de la…